<-
->

Rom / Rm 6:9 Knowing that Christ being raised from the dead dieth no more; death hath no more dominion over him. ary fantatsika fa rehefa nitsangana tamin' ny maty Kristy, dia tsy maty intsony Izy; tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana. sady fantatsika fa rahefa nitsangana tamin' ny maty izy dia tsy maty intsony, tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana. sachant que le Christ une fois ressuscité des morts ne meurt plus, que la mort n' exerce plus de pouvoir sur lui.