<-
->

Rom / Rm 9:29 And as Esaias said before, Except the Lord of Sabaoth had left us a seed, we had been as Sodoma, and been made like unto Gomorrha. ary araka izay nolazain' Isaia fahiny hoe: Raha tsy Jehovah, Tompon' ny maro, no namela taranaka ho antsika, Dia efa tonga tahaka an' i Sodoma sy tonga tahaka an' i Gomora isika (Isa. 1. 9). Ary izany no nilazan' Izaia rahateo hoe: Raha tsy namelan' Andriamanitry ny tafika taranaka isika, dia efa tonga iray lasitra tamin' i Sodoma, sy nanahaka an' i Gomora. Et comme l' avait prédit Isaïe : Si le Seigneur Sabaot ne nous avait laissé un germe, nous serions devenus comme Sodome, assimilés à Gomorrhe.