|
|
|
|

<-
->

1Kr / 1Kor 11:30 For this cause many are weak and sickly among you, and many sleep. Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. Izany no mahabe marary sy farofy eo aminareo, ary maro aza no maty. Voilà pourquoi il y a parmi vous beaucoup de malades et d' infirmes, et que bon nombre sont morts.