<-
->

1Kr / 1Kor 1:17 For Christ sent me not to baptize, but to preach the gospel: not with wisdom of words, lest the cross of Christ should be made of none effect. Fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin' ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazo fijalian' i Kristy. Tsy ny hanao batemy no nanirahan' ny Kristy ahy, fa ny hitory ny Evanjely. Tsy tamin' ny laha-teny kanto anefa, fandrao foanan' izany ny hazo fijalian' ny Kristy. Car le Christ ne m' a pas envoyé baptiser, mais annoncer l'Évangile, et cela sans la sagesse du langage, pour que ne soit pas réduite à néant la croix du Christ.