<-
->

1Kr / 1Kor 10:4 And did all drink the same spiritual drink: for they drank of that spiritual Rock that followed them: and that Rock was Christ. ary izy rehetra nisotro ny fisotrom-panahy iray ihany; fa nisotro tamin' ny vatolampy fanahy izay nanaraka azy izy, ary Kristy izany vatolampy izany. ary fisotro ara-panahy iray ihany no nosotroin' izy rehetra, satria nisotro tamin' ny vatolampy ara-panahy izay nanaraka azy izy ireo, ary Kristy izany vatolampy izany. et tous ont bu le même breuvage spirituel - ils buvaient en effet à un rocher spirituel qui les accompagnait, et ce rocher c'était le Christ.