<-
->

1Kr / 1Kor 15:19 If in this life only we have hope in Christ, we are of all men most miserable. Raha amin' izao fiainana izao ihany no anantenantsika an' i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika. Ka dia isika no ho fara fahoriana indrindra amin' ny olon-drehetra, raha amin' ity fiainana ity ihany no anantenantsika ny Kristy. Si c' est pour cette vie seulement que nous avons mis notre espoir dans le Christ, nous sommes les plus à plaindre de tous les hommes.