<-
->

1Kr / 1Kor 15:20 But now is Christ risen from the dead, and become the firstfruits of them that slept. Nefa tsy izany, fa efa natsangana tamin' ny maty tokoa Kristy ho santatr' izay efa nodi-mandry. Tsy izany anefa, fa efa nitsangana tamin' ny maty tokoa ny Kristy, ary izy no santatr' izay efa nody mandry; Mais non ; le Christ est ressuscité d' entre les morts, prémices de ceux qui se sont endormis.