<-
->

1Kr / 1Kor 15:3 For I delivered unto you first of all that which I also received, how that Christ died for our sins according to the scriptures; Fa natolotro anareo ho isan' ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina, Izao no zavatra nampianariko anareo ho isan' ny zavatra voalohany indrindra, araka ny nandraisako azy: maty noho ny fahotantsika ny Kristy, araka ny Soratra Masina; Je vous ai donc transmis en premier lieu ce que j' avais moi-même reçu, à savoir que le Christ est mort pour nos péchés selon les Écritures,