<-
->

1Kr / 1Kor 5:5 To deliver such an one unto Satan for the destruction of the flesh, that the spirit may be saved in the day of the Lord Jesus. hanolotra izany anankiray izany ho an' i Satana hanimbana ny nofo, mba hamonjena ny fanahy amin' ny andron' i Jesosy Tompo. dia aoka izany olona izany hatolotra an' i Satana, mba ho simba ny vatany, fa ho voavonjy kosa ny fanahiny amin' ny andron' ny Tompo. nous livrions cet individu à Satan pour la perte de sa chair, afin que l' esprit soit sauvé au Jour du Seigneur.