<-
->

1Kr / 1Kor 6:11 And such were some of you: but ye are washed, but ye are sanctified, but ye are justified in the name of the Lord Jesus, and by the Spirit of our God. Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompo sy tamin' ny Fanahin' Andriamanitsika. Ary efa mba toy izany ihany koa hianareo, na ny sasany aminareo saingy efa nosasana, efa nohamasinina, efa nohamarinina tamin' ny anaran' i Jeso-Kristy Tompo, sy tamin' ny Fanahin' Andriamanitra hianareo. Et cela, vous l'étiez bien, quelques-uns. Mais vous vous êtes lavés, mais vous avez été sanctifiés, mais vous avez été justifiés par le nom du Seigneur Jésus Christ et par l' Esprit de notre Dieu.