<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 6:15 | Know ye not that your bodies are the members of |
Tsy fantatrareo va fa momba ny tena' i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan' i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan' ny vehivavy janga? Sanatria izany! | Tsy fantatrareo va fa rantsam-batan' ny Kristy ny vatanareo? Ka rantsam-batan' ny Kristy ve dia halaiko hatao rantsam-batan' ny vehivavy janga e? Sanatria izany! | Ne savez-vous pas que vos corps sont des membres du |