<-
->

1Kr / 1Kor 7:22 For he that is called in the Lord, being a servant, is the Lord' s freeman: likewise also he that is called, being free, is Christ' s servant. Fa ny andevo izay voantso ao amin' ny Tompo dia olona afaka an' ny Tompo; toy izany koa, ny olona afaka izay voantso dia mpanompon' i Kristy. Satria ny mpanompo voaantso ao amin' ny Tompo dia olom-potsin' ny Tompo; ny olom-potsy voaantso indray mpanompon' ny Kristy ihany koa. Car celui qui était esclave lors de son appel dans le Seigneur est un affranchi du Seigneur ; pareillement celui qui était libre lors de son appel est un esclave du Christ.