<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 8:1 | Now as touching things offered unto idols, we know that we all have knowledge. |
Ary ny amin' ny hena aterina amin' ny sampy, dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso. | Ny amin' ny hena naterina tamin' ny sampy, dia fantatsika ihany, fa samy manam-pahalalana isika rehetra. Ny fahalalana anefa mampiebo, fa ny fitiavana no mampandroso. | Pour ce qui est des viandes immolées aux idoles, nous avons tous la science, c' est entendu. Mais la science enfle ; c' est la charité qui |