<-
->

1Kr / 1Kor 8:12 But when ye sin so against the brethren, and wound their weak conscience, ye sin against Christ. Fa raha manota toy izany amin' ny rahalahy ianareo ka manimba ny fieritreretan' ny malemy, dia manota amin' i Kristy ianareo. Ary raha manota amin' ny rahalahinao toy izany hianao, sy manimba ny konsiansiny mbola malemy, dia manota amin' ny Kristy. En péchant ainsi contre vos frères, en blessant leur conscience, qui est faible, c' est contre le Christ que vous péchez.