<-
->

1Kr / 1Kor 8:6 But to us there is but one God, the Father, of whom are all things, and we in him; and one Lord Jesus Christ, by whom are all things, and we by him. nefa amintsika kosa dia Andriamanitra iray ihany, dia ny Ray, Izay nihavian' ny zavatra rehetra, ary ho Azy isika; ary iray ihany ny Tompo, dia Jesosy Kristy, Izay nahariana ny zavatra rehetra sady nahariana antsika koa. iray ihany no Andriamanitra amintsika, dia ny Ray izay nihavian' ny zavatra rehetra, ary ho azy isika; iray ihany no Tompo, dia Jeso-Kristy, izay nahariana ny zavatra rehetra sy nahariana antsika koa. pour nous en tout cas, il n' y a qu' un seul Dieu, le Père, de qui tout vient et pour qui nous sommes, et un seul Seigneur, Jésus Christ, par qui tout existe et par qui nous sommes.