<-
->

2Kr / 2Kor 10:7 Do ye look on things after the outward appearance? If any man trust to himself that he is Christ' s, let him of himself think this again, that, as he is Christ' s, even so are we Christ' s. Mijery zavatra araka ny fisehony ihany va ianareo? Raha misy olona matoky ny tenany fa an' i Kristy, aoka izay hisaintsaina izao indray, fa tahaka ny mah' an' i Kristy azy no mah' an' i Kristy anay koa. Dinihonareo tsara izay hitan' ny masonareo. Raha misy manao azy ho an' ny Kristy, aoka izy handinika ao am-pony fa tahaka ny maha-an' ny Kristy azy no maha-an' ny Kristy anay koa; Rendez-vous à l'évidence. Si quelqu' un se flatte d'être au Christ, qu' il se le dise une bonne fois : de même qu' il est au Christ, nous le sommes aussi.