<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 2 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
2Kr / 2Kor 12:9 | And he said unto me, My grace is sufficient for thee: for my strength is made perfect in weakness. Most gladly therefore will I rather glory in my infirmities, that the power of |
Nefa hoy Izy tamiko; Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko. dia tanterahina amin' ny fahalemena. Koa mainka sitrako ny hirehareha amin' ny fahalemeko, mba hitoeran' ny herin' i Kristy amiko. | fa izao no navaliny ahy: Ampy ho anao ny fahasoavako, sady amin' ny fahalemena indrindra no iamparan' ny heriko. Koa dia vao mainka sitrako aza ny hirehareha amin' ny fahalemeko, mba hitoeran' ny herin' ny Kristy amiko. | Mais il m' a déclaré : " Ma grâce te suffit : car la puissance se déploie dans la faiblesse. " C' est donc de grand coeur que je me glorifierai surtout de mes faiblesses, afin que repose sur moi la puissance du |