<-
->

2Kr / 2Kor 13:3 Since ye seek a proof of Christ speaking in me, which to you-ward is not weak, but is mighty in you. satria ianareo mitady famantarana fa miteny ato anatiko Kristy, Izay tsy malemy aminareo, fa mahery ao aminareo kosa. Satria tadiavinareo rahateo ny hahitana famantarana fa miteny ato anatiko ny Kristy, dia izay tsy nalemy aminareo, fa vao mainka manan-kery aza hamay ao aminareo. puisque vous cherchez une preuve que le Christ parle en moi, lui qui n' est pas faible à votre égard, mais qui est puissant parmi vous.