<-
->

2Kr / 2Kor 2:17 For we are not as many, which corrupt the word of God: but as of sincerity, but as of God, in the sight of God speak we in Christ. Fa tsy mba toy ny maro izay manatsatso ny tenin' Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin' ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin' Andriamanitra sady eo anatrehan' Andriamanitra no itenenanay ao amin' i Kristy. Fa tsy mba toy ny sasany izay mampifaho ny tenin' Andriamanitra izahay, fa tsy misy famahony sy araka ny nanomezan' Andriamanitra azy no itorianay azy eo anatrehan' Andriamanitra, ao amin' ny Kristy. Nous ne sommes pas, en effet, comme la plupart, qui frelatent la parole de Dieu ; non, c' est en toute pureté, c' est en envoyés de Dieu que, devant Dieu, nous parlons dans le Christ.