<-
->

2Kr / 2Kor 3:13 And not as Moses, which put a vail over his face, that the children of Israel could not stedfastly look to the end of that which is abolished: ary tsy tahaka an' i Mosesy, izay nanarona ny tavany tamin' ny fisalobonana, mba tsy hibanjinan' ny Zanak' Isiraely ny faran' izay nihalevona; ka tsy mba manao tahaka an' i Moizy izay nanarona ny tavany mba tsy hahitan' ny zanak' Israely tao aminy ny hahataperan' ny fandraharahana mandalo. et non comme Moïse, qui mettait un voile sur son visage pour empêcher les fils d' Israël de voir la fin de ce qui est passager...