<-
->

2Kr / 2Kor 4:6 For God, who commanded the light to shine out of darkness, hath shined in our hearts, to give the light of the knowledge of the glory of God in the face of Jesus Christ. Fa Andriamanitra, izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin' ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin' ny fahazavan' ny fahalalana ny voninahitr' Andriamanitra eo amin' ny tavan' i Jesosy Kristy. Satria, Andriamanitra izay nandidy hoe: Aoka ny maizina no hiposahan' ny mazava, no nanazava ny fonay, mba hampahazavanay ny fahalalana ny voninahitr' Andriamanitra, izay mitaratra amin' ny tavan' ny Kristy. En effet le Dieu qui a dit : Que des ténèbres resplendisse la lumière, est Celui qui a resplendi dans nos coeurs, pour faire briller la connaissance de la gloire de Dieu, qui est sur la face du Christ.