<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 3:18 | For if the inheritance be of the law, it is no more of promise: but |
Fa raha avy amin' ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin' ny teny fikasana intsony; nefa tamin' i Abrahama dia teny fikasana no nanomezan' Andriamanitra azy. | Fa raha ho avy amin' ny Lalàna ny lova, dia tsy ho avy amin' ny teny fampanantenana intsony, nefa teny fampanantenana no nataon' Andriamanitra tamin' i Abrahama hahazoana izany fahasoavana izany. | Car si on hérite en vertu de la Loi, ce n' est plus en vertu de la promesse : or c' est par une promesse que |