<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 4:14 | And my temptation which was in my flesh ye despised not, nor rejected; but received me as an angel of |
ary ny teo amin' ny nofoko izay tonga fakam-panahy anareo dia tsy mba nohamavoinareo na nolavinareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin' Andriamanitra ianareo, eny, dia tahaka an' i Kristy Jesosy aza. | nefa tsy mba naneso na nihataka tamin' izany hianareo, fa vao mainka koa nandray ahy toy ny anjelin' Andriamanitra na tahaka ny Kristy Jeso aza. | et, malgré l'épreuve que vous était ce corps infirme, vous n' avez marqué ni mépris ni dégoût ; mais vous m' avez accueilli comme un ange de |