<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 4:24 | Which things are an allegory: for these are the two covenants; the one from the mount |
Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin' ny tendrombohitra Sinay ka miteraka ho amin' ny fahandevozana, dia Hagara izany. | Ohatra amin' ny fanekena roa izy roa vavy ireo: ny iray moa, avy amin' ny tendrombohitr' i Sinai, miteraka ho amin' ny fanandevozana, dia Agara izany | Il y a là une allégorie : ces femmes représentent deux alliances ; la première se rattache au |