<-
->

Gal / Ga 4:27 For it is written, Rejoice, thou barren that bearest not; break forth and cry, thou that travailest not: for the desolate hath many more children than she which hath an husband. Fa voasoratra hoe: Mifalia, ramomba, izay tsy miteraka; Miantsoa sy minanananà, ianao izay tsy mbola mihetsi-jaza; Fa ny zanaky ny mpitondratena dia maro noho ny an' ny manana-bady (Isa. 54. 1). fa voasoratra hoe: Mifalia, ry momba, dia hianao izay tsy niteraka! Miantsoa mafy amin-kafaliana sy firavoravoana, hianao izay tsy mbola nihetsi-jaza! Fa ny zanaky ny mananotena no maro noho ny an' izay manam-bady! car il est écrit : Réjouis-toi, stérile qui n' enfantais pas, éclate en cris de joie, toi qui n' as pas connu les douleurs ; car nombreux sont les enfants de l' abandonnée, plus que les fils de l'épouse.