<-
->

Efe / Ef 4:7 But unto every one of us is given grace according to the measure of the gift of Christ. Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny ohatry ny fanomezan' i Kristy avy isika rehetra. Samy manana ny ambaratongany anefa ny fahasoavana nomen' ny Kristy antsika tsirairay avy. Cependant chacun de nous a reçu sa part de la faveur divine selon que le Christ a mesuré ses dons.