<-
->

Efe / Ef 5:29 For no man ever yet hated his own flesh; but nourisheth and cherisheth it, even as the Lord the church: Fa tsy mba nisy olona tsy tia ny nofony, fa mamelona sy mitaiza azy, dia tahaka an' i Kristy amin' ny fiangonana; Ny olona tsy misy mankahala ny nofony, fa mamelona sy miahy azy, toy ny ataon' ny Kristy amin' ny Eglizy, Car nul n' a jamais haï sa propre chair ; on la nourrit au contraire et on en prend bien soin. C' est justement ce que le Christ fait pour l'Église :