<-
->

Efe / Ef 5:5 For this ye know, that no whoremonger, nor unclean person, nor covetous man, who is an idolater, hath any inheritance in the kingdom of Christ and of God. Fa fantatrareo marimarina fa samy tsy manana lova eo amin' ny fanjakan' i Kristy sy Andriamanitra na ny mpijangajanga rehetra, na ny olom-betaveta, na ny olona mierina (mpanompo sampy izany). Satria fantatro tsara fa rahefa mety ho olona mpijangajanga, na vetaveta, na mpanarana filan-dratsin' ny nofo (mpanompo sampy izany), dia tsy handova ny fanjakan' ny Kristy sy Andriamanitra. Car, sachez-le bien, ni le fornicateur, ni le débauché, ni le cupide - qui est un idolâtre - n' ont droit à l' héritage dans le Royaume du Christ et de Dieu.