<- -> |
[King James Bible] Letter to the Philippians |
[Baiboly 1865] Filipianina |
[Baiboly Katolika] Filipiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Philippiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Flp / Fil 1:20 | According to my earnest expectation and my hope, that in nothing I shall be ashamed, but that with all boldness, as always, so now also |
araka ny hafatratry ny faniriako sy ny fanantenako fa tsy hahazo henatra aho, na amin' inona na amin' inona; fa amin' ny fahasahiana rehetra, tahaka ny amin' ny mandrakariva, dia ankehitriny koa no hankalazana an' i Kristy ao amin' ny tenako, na amin' ny fiainana, na amin' ny fahafatesana. | tsy izany ihany, fa manantena sy matoky aho fa tsy hahazo henatra na amin' inona na amin' inona, fa mainka ho feno ny fahasahiako, ka na dia ankehitriny aza, toraka ny mandrakariva koa, dia homem-boninahitra amin' ny tenako ny Kristy, na velona aho, na maty. | telle est l' attente de mon ardent espoir : rien ne me confondra, je garderai au contraire toute mon assurance et, cette fois-ci comme toujours, le |