<- -> |
[King James Bible] Letter to the Philippians |
[Baiboly 1865] Filipianina |
[Baiboly Katolika] Filipiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Philippiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Flp / Fil 1:27 | Only let your conversation be as it becometh the gospel of |
Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran' i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho tonga), fa maharitra amin' ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara, | Fa izao ihany e: manaova fitondran-tena mendrika ny Evanjely hianareo; ary amin' izay, tonga moa aho, dia hahita anareo; tsy tonga kosa, dia handre ny aminareo, fa hoe: maharitra amin' ny fanahy iray hianareo, sy miray fo miara-miasa hampandroso ny finoana ny Evanjely, | Menez seulement une vie digne de l' |