<-
->

Flp / Fil 1:29 For unto you it is given in the behalf of Christ, not only to believe on him, but also to suffer for his sake; Fa ianareo efa nomena noho ny an' i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiharam-pahoriana koa noho ny aminy, Satria noho ny amin' ny Kristy, dia tsy ny hino azy ihany no nomena anareo, fa ny hiaritra fahoriana noho ny aminy koa, car c' est par sa faveur qu' il vous a été donné, non pas seulement de croire au Christ, mais encore de souffrir pour lui.