<-
->

Flp / Fil 2:16 Holding forth the word of life; that I may rejoice in the day of Christ, that I have not run in vain, neither laboured in vain. mitana ny tenin' ny fiainana, mba hisy ho reharehako amin' ny andron' i Kristy, ka tsy ho nihazakazaka foana aho na nisasatra foana. mitana ny tenin' ny fiainana; dia hisy ho reharehako amin' ny andron' ny Kristy, fa tsy ho nihazakazaka foana aho, na ho nisasatra foana. en lui présentant la Parole de vie. Vous me préparez ainsi un sujet de fierté pour le Jour du Christ, car ma course et ma peine n' auront pas été vaines.