<-
->

Flp / Fil 3:8 Yea doubtless, and I count all things but loss for the excellency of the knowledge of Christ Jesus my Lord: for whom I have suffered the loss of all things, and do count them but dung, that I may win Christ, Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran' ny hatsaran' ny fahalalana an' i Kristy Jesosy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an' i Kristy; Eny, mbola ataoko ho faty antoka tokoa izany rehetra izany, raha oharina amin' ny fahambonian' ny fahalalana ny Kristy Jeso Tompoko; fa ny fitiavako azy no namoizako ny zavatra rehetra, ary mba hahazoako ny Kristy, dia ataoko ho fako, fako foana ny zavatra rehetra, Bien plus, désormais je considère tout comme désavantageux à cause de la supériorité de la connaissance du Christ Jésus mon Seigneur. A cause de lui j' ai accepté de tout perdre, je considère tout comme déchets, afin de gagner le Christ,