<-
->

Flp / Fil 4:19 But my God shall supply all your need according to his riches in glory by Christ Jesus. Fa Andriamanitro hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny amin' ny voninahitra no amin' i Kristy Jesosy. Fa Andriamanitro kosa no hamonona izay ilainareo rehetra, araka ny hareny, sady hampombainy voninahitra ao amin' ny Kristy Jeso izany. En retour mon Dieu comblera tous vos besoins, selon sa richesse, avec magnificence, dans le Christ Jésus.