<-
->

Kol 1:24 Who now rejoice in my sufferings for you, and fill up that which is behind of the afflictions of Christ in my flesh for his body' s sake, which is the church: Ankehitriny dia mifaly amin' ny fiaretako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amin' ny nofoko izay tsy vita tamin' ny fahorian' i Kristy ho an' ny tenany, dia ny fiangonana, Ary ankehitriny dia mifaly amin' ny fiaretako fahoriana ho anareo aho, fa mameno ao amin' ny nofoko izay tsy ampy amin' ny fahorian' ny Kristy ho an' ny tenany, dia ny Eglizy; En ce moment je trouve ma joie dans les souffrances que j' endure pour vous, et je complète en ma chair ce qui manque aux épreuves du Christ pour son Corps, qui est l'Église.