<-
->

Kol 3:16 Let the word of Christ dwell in you richly in all wisdom; teaching and admonishing one another in psalms and hymns and spiritual songs, singing with grace in your hearts to the Lord. Aoka ny tenin' i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin' ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin' ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin' ny fahasoavana ao am-ponareo ho an' Andriamanitra. Hitoetra be dia be ao anatinareo anie ny tenin' ny Kristy, ka hifampianatra sy hifananatra amin' ny fahendrena rehetra hianareo; ary hoentin' ny fahasoavana hihira ho an' Andriamanitra ao am-ponareo, amin' ny salamo aman-kira fiderana, mbamin' ny tonon-kira masina. Que la Parole du Christ réside chez vous en abondance : instruisez-vous en toute sagesse par des admonitions réciproques. Chantez à Dieu de tout votre coeur avec reconnaissance, par des psaumes, des hymnes et des cantiques inspirés.