<- -> |
[King James Bible] Letter to the Colossians |
[Baiboly 1865] Kolosianina |
[Baiboly Katolika] Kolosiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Colossiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Kol 4:12 | Manao veloma anareo Epafra, ilay anankiray avy aminareo sady mpanompon' i Kristy Jesosy ary mikely aina mandrakariva amin' ny fangatahana ho anareo, mba hitoeranareo marina, ka hatoky tsara amin' izay rehetra mety ho sitrapon' Andriamanitra. | Manao veloma anareo Epafrasy, mpanompon' ny Kristy, avy atý aminareo; miady ho anareo mandrakariva izy amin' ny fivavahany, mba ho lavorary sy hatoky tsara hianareo ka hitoetra mafy amin' izay rehetra mety ho sitra-pon' Andriamanitra; |