<-
->

Jos 10:23 And they did so, and brought forth those five kings unto him out of the cave, the king of Jerusalem, the king of Hebron, the king of Jarmuth, the king of Lachish, and the king of Eglon. Dia nataon' ny olona izany, ka namoaka ireo mpanjaka dimy ireo avy tao an-johy izy ho eo aminy, dia ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jarmota, ny mpanjakan' i Lakisy, ary ny mpanjakan' i Eglona. Nataony izany, nentina nankany aminy ny mpanjaka dimy, izay navoakany avy ao an-johy, ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jerimota, ny mpanjakan' i Lakisa, ary ny mpanjakan' i Eglona. On fit ainsi et l' on fit sortir les cinq rois de la caverne pour les lui amener : le roi de Jérusalem, le roi d' Hébron, le roi de Yarmut, le roi de Lakish et le roi d'Églôn.