<-
->

Jos 10:26 And afterward Joshua smote them, and slew them, and hanged them on five trees: and they were hanging upon the trees until the evening. Ary rehefa afaka izany, dia namely ireo Josoa ka nahafaty azy, ary nahantony tamin' ny hazo dimy ny fatiny; ka dia nihantona tamin' ny hazo izy mandra-paharivan' ny andro. Rahefa izany dia nasian' i Josoe ireo, ka nataony maty, ary nahantony tamin' ny hazo dimy, ka nihantona teo mandra-paharivan' ny andro. Après quoi, Josué les frappa à mort et les fit pendre à cinq arbres auxquels ils restèrent suspendus jusqu' au soir.