<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 10:3 | Wherefore |
Dia naniraka olona Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, ho any amin' i Hohama mpanjakan' i Hebrona, sy Pirama, mpanjakan' i Jarmota, sy Jafia, mpanjakan' i Lakisy, ary Debira, mpanjakan' i Eglona, ka nanao hoe: | Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema dia nampitondra teny tamin' i Ohama mpanjakan' i Hebrona, sy Farama mpanjakan' i Jerimota, sy tamin' i Jofià mpanjakan' i Lakisa, ary tamin i Dabira mpanjakan' i Eglona, nanao hoe: | Alors |