<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 10:31 | And |
Dia niala tany Libna Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Lakisy, dia nitoby tandrifiny ka namely azy. | Niala teo Lebnà Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Lakisa, ka nanorina ny tobiny teo anoloany sy namely azy. |