<-
->

Jos 10:34 And from Lachish Joshua passed unto Eglon, and all Israel with him; and they encamped against it, and fought against it: Dia niala tany Lakisy Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Eglona, dia nitoby tandrifiny ka namely azy; Niala tao Lakisa Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy dia nankany Eglona, ka nitoby teo anoloany sy namely azy. Josué, avec tout Israël, passa de Lakish à Églôn. Ils l' assiégèrent et l' attaquèrent.