<-
->

Jos 10:5 Therefore the five kings of the Amorites, the king of Jerusalem, the king of Hebron, the king of Jarmuth, the king of Lachish, the king of Eglon, gathered themselves together, and went up, they and all their hosts, and encamped before Gibeon, and made war against it. Dia niangona ireo mpanjaka dimy tamin' ny Amorita ireo, dia ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jarmota, ny mpanjakan' i Lakisy, ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra izy sy ny miaramilany rehetra, ary nitoby tandrifin' i Gibeona ka namely azy. Dia niangona ny mpanjakan' ny Amoreana, ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jerimota, ny mpanjakan' i Lakisa ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra niaraka tamin' ny mpiantafika rehetra, ary nanorina ny tobiny teo akaikin' i Gabaona sy nanao fahirano azy. Ayant opéré leur jonction, les cinq rois amorites montèrent, à savoir le roi de Jérusalem, le roi d' Hébron, le roi de Yarmut, le roi de Lakish et le roi d'Églôn, eux et toutes leurs troupes; ils assiégèrent Gabaôn et l' attaquèrent.