<-
->

Jos 10:7 So Joshua ascended from Gilgal, he, and all the people of war with him, and all the mighty men of valour. Dia niakatra niala tany Gilgala Josoa sy ny mpanafika rehetra teo aminy, dia ny lehilahy mahery rehetra. Dia niakatra avy any Galgalà Josoe sy ny mpiantafika rehetra niaraka taminy, mbamin' ny mpiady mahery rehetra. Josué monta de Gilgal, lui, tous les gens de guerre et toute l'élite de l' armée.