<-
->

Jos 11:15 As the Lord commanded Moses his servant, so did Moses command Joshua, and so did Joshua; he left nothing undone of all that the Lord commanded Moses. Araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy mpanompony no nandidian' i Mosesy an' i Josoa; ka dia izany no nataon' i Josoa: tsy nisy namelany izay rehetra efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Izay nandidian' ny Tompo an' i Moizy mpanompony dia nandidian' i Moizy an' i Josoe koa, ka notanterahain' i Josoe, tsy nisy namelany izay nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Ce que Yahvé avait ordonné à son serviteur Moïse, Moïse l' avait ordonné à Josué, et Josué l' exécuta sans omettre un seul mot de ce que Yahvé avait ordonné à Moïse.