<-
->

Jos 11:19 There was not a city that made peace with the children of Israel, save the Hivites the inhabitants of Gibeon: all other they took in battle. Tsy nisy tanàna izay nanao fihavanana tamin' ny Zanak' Isiraely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin' ny ady avokoa izy rehetra. Tsy nisy tanàna iray akory nanao raharaham-pihavanana tamin' ny zanak' Israely afa-tsy ny Heveana izay nonina tao Gabaona, fa tamin' ny fiadiana avokoa no nahazoany azy. nulle cité n' avait fait la paix avec les Israélites, sauf les Hivvites qui habitaient Gabaôn : c' est en combattant qu' ils s' emparèrent de toutes les autres.