<-
->

Jos 11:20 For it was of the Lord to harden their hearts, that they should come against Israel in battle, that he might destroy them utterly, and that they might have no favour, but that he might destroy them, as the Lord commanded Moses. Fa avy tamin' i Jehovah no nanamafian' ireo ny fony hiady amin' ny Isiraely, mba hanaovany azy ho zavatra voaozona, ka tsy nisy famindram-po, handringanana azy araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Satria hevitra nokendren' ny Tompo no nanamafisan' ireo vahoaka ireo ny fony hiady amin' Israely mba hanaovan' ny Tompo azy ho anatema, ka tsy hanaovany famindram-po aminy fa handringanany azy, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Car Yahvé avait décidé d' endurcir le coeur de ces gens pour combattre Israël, afin qu' ils soient anathèmes et qu' il n' y ait pas pour eux de rémission, mais qu' ils soient extirpés, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.