<-
->

Jos 11:22 There was none of the Anakims left in the land of the children of Israel: only in Gaza, in Gath, and in Ashdod, there remained. Tsy nisy sisa tany amin' ny tanin' ny Zanak' Isiraely ny Anakita; fa tany Gaza sy Gata ary Asdoda ihany no mbola nisy sisa. ka tsy nisy Enakima intsony, teo amin' ny tanin' ny zanak' Israely; fa tany Gazà sy Geta ary Azota no sisa nisy. Il ne resta plus d' Anaqim dans le pays des Israélites, sauf à Gaza, à Gat et à Ashdod.