<-
->

Jos 11:6 And the Lord said unto Joshua, Be not afraid because of them: for to morrow about this time will I deliver them up all slain before Israel: thou shalt hough their horses, and burn their chariots with fire. Dia hoy Jehovah tamin' i Josoa: Aza matahotra azy; fa rahampitso toy izao Izaho dia hanolotra azy rehetra ho faty eo anatrehan' ny Isiraely; traingoy ny soavaliny, ary dory amin' ny afo ny kalesiny. Ary hoy Iaveh tamin' i Josoe: Aza matahotra an' ireo fa rahampitso toy izao dia hatolotro eo anoloan' Israely izy ireo, ka hatolotro izy efa voagorobaka avokoa, ka traingoy ny soavaliny, ary dory ny kalesiny. Yahvé dit alors à Josué : " Sois sans crainte devant eux car demain, à la même heure, je les livrerai tous, percés de coups, à Israël; tu couperas les jarrets de leurs chevaux et tu brûleras leurs chars. "