<-
->

Jos 11:9 And Joshua did unto them as the Lord bade him: he houghed their horses, and burnt their chariots with fire. Ary Josoa dia nanao taminy araka izay efa nandidian' i Jehovah azy: ny soavalin' ireny notraingoiny ary ny kalesiny nodorany tamin' ny afo. Dia nataon' i Josoe tamin' izy ireo araka izay nolazain' ny Tompo azy, ka ny soavaliny notraingoiny, ny kalesiny nodorany tamin' ny afo. Josué les traita comme Yahvé lui avait dit : il coupa les jarrets de leurs chevaux et livra leurs chars au feu.